| Sambatra ny olona izay tsy manaraka ny fisainan’ny ratsy fanahy sady tsy mijanona eo amin’ny lalana falehan’ny mpanota ary tsy mipetraka eo amin’ny fipetrahan’ny mpaniratsira, fa ny lalànan’NY TOMPO no sitrany; eny, ny lalànany no saintsaininy andro aman’alina! Salamo 1:1-2 |

Aoka tsy hiala amin’ny vavanao ity bokin’ny lalàna ity fa saintsaino andro aman’alina, hitandremanao hanatanteraka araka izay rehetra voasoratra ao; fa amin’izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina. Josoa 1:8 |